Sport

Baolina kitra eto Analamanga Mitarika an’isa ny Elgeco Plus ankehitriny


  • Alatsinainy 16 Aprily 2018

Taorian’ny andro faha-12 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja baolina kitra notontosaina ny sabotsy 14 aprily teo tetsy Mahamasina sy tany Carion ka nandresen’ny Elgeco Plus ny As Adema 1-0

tamin’izany dia mitarika an’isa eo amin’ity fifaninanana ity ankehitriny ny Elgeco Plus isa 26 raha 24 kosa ny isa azon’ny As Adema. Nifaly avanja tanteraka sary velom-pandihizany mihitsy ny ekipan’ny vonin-doranjy tamin’ny sabotsy teo tetsy Mahamasina taorian’io nandavony ny andrarezina Adema io. Amin’ny sabotsy 21 aprily izao ny andro faha-13 amin’ity fifaninanana ity.

 

Vokatra fenon’ny andro faha-12 :

 

Fosa Juniors Tanà 1 – 0 Uscafoot

Cosfa 3 – 1 Cnaps Sport Tanà

Elgeco Plus 1 – 0 As Adema

Mama Fc 1 - 0 Cospn

Tanà Formation 3 – 0

 

Ntsoavina Evariste                             


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT