Sport

Baolina kitra Cjsoi any Djibouti Hihaona amin’ny Seychelles i Madagascar anio


  • Talata 24 Aprily 2018

Raha tamin’ny zoma 20 aprily teo no nanaovana ny fotoam-panokafana ny lalao andiany faha-11 amin’ny Cjsoi tao amin’ny kianja Gouled any Djibouti izay hanatanterahana ny hetsika hatramin’ny faha-28 aprily ho avy izao ka

nandraisan’ireo tanora Malagasy anjara tamin’ny filaharam-be niaraka tamin’ireo delegasion’ny firenena 6 hafa (La Réunion,  Maurice, Mayotte, Comores, Seychelles ary Djibouti),  dia omaly alatsinainy no nihaona tamin’ny mpampiantrano tao amin’io kianja Gouled io ny ekipam-pirenena U -17 Malagasy taranja Baolina kitra. Anio talata 24 aprily kosa dia ny Seychellois no hifandrina amin-dry zareo ao amin’ny kianja CTN.

Marihana fa ao amin’ny sokajy B miaraka amin’ny Djibouti sy Seychelles no misy an’i Madagasikara amin’ny taranja ity.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT