Sport

Basket All-Stars du Président Lavon’ny Malagasy tamin’ny moka fohy ny Rosiana


  • Sabotsy 21 Aprily 2018

Lavon’ny All-Stars Gasy tamin’ny moka fohy 74-73 omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny Csa Rosiana na dia efa nitarika an’isa hatrany amin’ny “1er quart temps 15-23 sy teo am-pialan-tsasatra 36-48 aza.

Voahosotra ho mpitifi-davitra tsara indrindra i Aisina Razakandraina ary Mpilalao mendrika kosa Randriamampionona Elly samy avy ao amin’ny All-Stars Gasy avokoa.Teo amin’ny Super Coupe du Président vehivavy 2018 kosa dia afa-bela avy hatrany ny Sbbc Boeny nandavo ny Mb2All Analamanga 56-42. Vohahosotra ho mpitifi-baolina lavitra tsara indrindra i Rondro Emerachine Raherimanana ary  mpilalao mendrika indrindra i Soazara Linda Sbbc Boeny

 

Ntsoavina Evariste

 


 



 

 



 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT