Sport

Baolina kitra Analamanga Tompondaka indray ny Elgeco Plus


  • Alakamisy 03 Mey 2018

Nahazoana vokatra :ny andro faha-15 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja baolina kitra notontosaina omaly alarobia 02

 

 mey 2018  tany Carion sy tetsy Mahamasina. Mama Fc 0 – 5 Cosfa ;  Tanà Fc 4 – 2 Cnaps Sport Tanà ; Elgeco Plus 1 – 0 Mi 20 ;  Uscafoot 1 – 1   Cospn ; Fosa Juniors Tanà 2 – 2 As Adema. Azo antoka fa miverina ho tompondakan’Analamanga toy ny tamin’ny taon-dasa indray ny Elgeco Plus manana isa 35 noho ny ady sahala nifanaovan’ireo mitana ny laharana faharoa dia ny Fosa Juniors Tanà sy ny As Adema izay samy manana isa 28 avy ankehitriny. Tsy hisy vokany intsony eo amin’ny lalao hataon’ny Elgeco ny fiatrehana ny andro faha-16 farany hotanterahina amin’ny alahady 06 mey izao ary tsy ho tratran’iretsy laharana faha-2 intsony io isa 35 io.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT