1

4-dalan’ny lalao basikety Tompondaka N1 B Misongadina hatrany ireo ekipa lehibe


  • Zoma 04 Mey 2018

Ekipa solontenan’Analamanga 2 (Dtsc sy Ecbba) ary ekipa solontenan’i Vakinankaratra, Itasy, Matsiatra Ambony, Boeny,

Atsinanana ary Alaotra Mangoro iray avy (Sbc, Cnaps, Usf, Ncbb, As Fanalamanga ary ny Mbc) no tafita eo amin’ny dingan’ny 1/4-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 taranja basikety baolina sokajy N1 B taorianan’ireo 1/8-ndalana tontosa omaly alakamisy 03 mey 2018 :

DTSC (A/manga) #   CBBU (Vakina) = 101 – 50
CNAPS (Itasy) # USBA (Al/Man) = 86 – 48
SBC (Vakina) # ASB (Itasy) = 81 – 67
AS CHIGAGO (Diana) # USF (H/M)= 65 – 75
NCBB (Boeny) # TEAM BB (Betsiboka) = 95 – 46
AS FANALAMANGA (Al/Man)  # NGB (A/manga)= 66 – 62
ECBBA (A/manga)  #  ABBS (A/jirofo) = 100 – 51
MBC (A/nanana) # BCO (Boeny)  = En Cours

 

Ho tontosaina anio zoma 04 mey 2018 ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ireo lalao 1/4-dalana:

10:00-SBC (Vakina) # NCBB (Boeny)

12:00-MBC (A/nanana) # CNAPS (Itasy)

14:00-ECBBA (A/manga) # USF (H/M)

16:00-DTSC (A/manga) # AS FANALAMANGA (Al/Man) 

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT