Basikety Tompondaka nasionaly N1 B 2018 Hotontosaina anio alakamisy 03 mey ireo 1

8-ndalana


  • Alakamisy 03 Mey 2018

Hotontosaina anio alakamisy 03 mey 2018 etsy amin’ny kianja ivelany sy ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ireo lalao 1/8-ndalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Basikety baolina 2018 sokajy N1 B.

Fandaharan-dalao feno :

Kianja mitafon’i Mahamasina :

09:00-Dtsc A/manga # Cbbu Vakinà

10:45-Sbc Vakinà # Asb Itasy

12:30-Ncbb Boeny # Team Bb Betsiboka

14:15-Ecbba A/manga # Abbs A/jirofo

16:00-Mbc A/nanana # Bco Boeny

Kianja ivelany Mahamasina :

09:00-Cnaps Itasy # Usba A/ngoro

10:45-As Chicago # Usf H/M

12:30-As Fanalamanga A/ngoro # Ngb A/manga

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT