Sport

AT2B 10 taona isika izao Hitohy anio sabotsy 19 mey ny fifaninanana basikety


  • Sabotsy 19 Mey 2018

Hitohy eny amin’ny kianja filalaovana basikety eny Andraisoro anio sabotsy 19 mey ny fifaninanana basikety tafiditra ao amin’ny hetsika Fety de Basket fanamarihan’ny fikambanana AT2B Andraisoro Tia

Basket-Ball ny faha-10 taonany.

Fandaharan-dalao harahina :

08:15-TMS # CFBB (SH)

09:45-BCSM # CHEMINOT (Vét.H)

11:15-NBE # BCSM 2 (U 12 G)

13:00-BONNET # TBS (SH)

14:30-JCSA 1 # MANAP GIN’S (Vét.D)

16:00-TAC BB # MANDORO (SH)

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT