Sport

Ireo kianja handray ny Mondial 2018 (tohiny) Kianja 2 hafa handray ny Mondial any Rosia indray no hatolotra anao eto amin’ity pejy ity anio .


  • Alakamisy 14 Jona 2018

Kianja Krestovski (Saint-Pétersbourg) Ny kianja Krestovski dia kianjan’ny “residence du Zénith Saint-Pétersboug” notokanana tamin’ny taona 2017 ary mahazaka mpijery miisa 67.000 ka handray ny fihaonan’i Maroc sy Iran, Russie sy Egypte, Brésil sy Costa-Rica, Argentine sy Nigeria sy 1:8-ndalana iray, 1/2-dalana iray sy ny lalao fiadian-toerana faha-3.

 

Kianja Baltika Arena (Kaliningrad)

Notokanana tamin’ny taona 2017 ity kianja Baltika Arena any amin’ny sisin-dranon’i Pegolia any amin’ny Faritr’i Kaliningrad dia mahazaka mpijery miisa 35.000  ka handray ny fihaonan’i Croatie sy Nigeria, Serbies sy Suisse, Espagne sy Maroc ary Angleterre sy Belgique.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT