Sport

Fanokafana ny Mondial 2018 Ravan’ny Rosianina ny ady sahala nahazatra


  • Zoma 15 Jona 2018

Ravan’ny ekipa Rosianina omaly alakamisy 14 jona tao amin’ny kianja Loujniki ao Moscou ny ady sahala mahazatra amin’ny lalao fanokafana ny Mondial hatrizay fa nomontsaniny tamin’ny isa navesatra 5-0 ny ekipan’i Arabie Saoudite.

  I  Gazinsky teo amin’ny minitra faha-12 no nampiditra ny baolina voalohany amin’ity Mondial 2018 ity, narahan’ny baolina matin’i Cheryshev minitra faha-43, Dzyuba (71’), Cheryshes (90’+1) ary Golovin (90’+4). Ny ekipan’i Rosia, ny filoha Rosianina Vladmir Poutine nanokatra ny hetsika ary Robbie Williams no azo ambara fa nisongadina indrindra nandritra ity fanokafana ny Mondial 2018 ity. Ireo lalao harahina anio zoma 15 jona :

15:00-Egypte # Urugay (A)

18:00-Maroc # Iran (B)

21:00-Portugal # Espagne (B)

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT