Sport

Ireo kianja handray ny Mondial 2018 (tohiny) Kianja iray hafa handray ny Mondial any Rosia indray no hatolotra anao eto amin’ity pejy ity anio .


  • Zoma 15 Jona 2018

Kianja Novgorod Stadium (Nijni Novogord) Ny Kianja Novgorod Stadium any amin’ny tanànan’i Nijni Novogord dia

 naorina manokana ho an’ity Mondial 2018 ity ka mahazaka mpijery miisa 45.000 ary notokanana tamin’ny taona 2017 dia handray lalao 1/8-ndalana iray sy 1/4-dalana iray ary ny lalaon’i Suède sy Corée du Sud, Argentine sy Croatie, Angleterre sy Panama ary i Suisse sy Costa-Rica.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT