Sport

Mondial 2018 Rosia sy Arabie Saoudite no hifandona anio


  • Alakamisy 14 Jona 2018

Hanomboka anio alakamisy 14 jona 2018 any amin’ny kianja Loujniki any Moscou ny andiany faha-21 amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra na ny Mondial 2018.

Aorian’ny lanonam-panokafana manomboka amin’ny 4 ora hariva (ora Malagasy) izay handraisan’ilay mpihira Anglisy malaza, Robbie Williams, dia hanomboka amin’ny 7 ora hariva Malagasy ny lalaon’i Rosia mpampiantrano sy i Arabie Saoudite izay hanokatra an’ireo lalao rehetra hotanterahina amin’ity hetsika  tsy hifarana raha tsy amin’ny 15 jolay 2018 ho avy izao ity. Ilay mpitsara Argentin Nestor Pitana no hitantana an’io lalao fanokafana anio io.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT