Sport

Tournoi Foot Futsal Inter-Direction CUA Raikitra amin’ny alakamisy ny manasa-dalana


  • Talata 19 Jona 2018

Mihetsiketsika fatratra ny tompon’andraikitry ny kolontsaina sy fanatanjahantena eo anivon’ny CUA na Kaominina Antananarivo-Renivohitra(Dcvc) tarihan’ny Taleny, Andrimisa Ramihone Patrick Angelo.

Taorian’ny lalaon’Iarivo notanterahan-dry zareo tamin’ny volana aprily 2018 lasa teo dia tonga eo amin’ny lalao manasa-dalana koa ankehitriny ny lalao baolina kitra anaty trano na ny Futsal Inter-Direction ho an’ny CUA. Etsy amin’ny kianja Mitafo Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika izay ahitana ny manasa-dalana Fair-Play sy ny manasa-dalan’ny ho tompondaka.

1/2-dalan’ny Fair-Play

14 :00-Boriborintany faha-IV # Dtmu

14 :45-Espace Vert # Boriborintany faha-V

1/2-dalan’ny ho tompondaka

15 :30-Dcvc/Sport # Boriborintany I

16 :15-¨PolisyMonisipaly # Drh

 

NtsoavinaEvariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT