Sport

Thb Champion’s League Malagasy Hanomboka amin’ny 22 jona ny fifanintsanana


  • Talata 19 Jona 2018

Raha mbola eo amin’ny lalao 1/32-ndalana ankehitriny ny fifaninanana « Telma Coupe de Madagascar 2018 » dia efa nivoaka kosa anketriny ireo ekipa hifanintsana isam-bondrona misy 4 eo amin’ny fiadiana ny

amboara « Thb Champion’s League Malagasy 2018 » dia any Mahajanga A (Fosa Junior Boeny I, Fc Metal DIANA, Jaolahin’Iharana SAVA, Fc Maeva Betsiboka, Tam Port Berger (Sofia), Cnaps Sport Itasy II), any  Tsiroanomandidy B (Ascomi Mahanoro Atsinanana, Mtm Melaky, Fca Alaotra Mangoro, Racin Soma Beach Boeny, Fc Leopard Analanjirofo, Ajesaia Bongolava), any Antsirabe C (Fc Vakinankaratra Cua Vaknà, Elgeco Plus Analamanga, Fc Az Amoron’i Mania, Fc Olympique Belo/na Menabe, Rabaza Fc Atsimo Atsinanana, Jet Mada Itasy I, any Toliara (Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony, Vfm Fc V7V, As Espoir Androy, Fils d’Elephant, 3Fb Toliara Atsimo Andrefana, Fc Manjaka Ihorombe). Ny zoma 22 jona 2018 ho avy izao no hanomboka amin’ny fifanintsanana ka hifarana ny alahady 01 jolay 2018. Marihana manokana fa efa vonona tanteraka ny kianja Me Kira Andaboly Toliara nasiam-panavaozana handray ity fifaninanana ity.

Fandaharan-dalao amin’ny zoma 22 jona 2018 :

Vondrona A milalao any Mahajanga

11 :00-Tam Port Berger  (Sofia) # Cnaps Sport (Itasy II)

13 :00-Fosa Juniors(Boeny I)  # Fc Maeva (Betsiboka)

15:00-Fc Metal  (DIANA) # Jaolahin’Iharana (SAVA)

Vondrona B milalao any Tsiroanomandidy

11:00-Mtm (Melaky) # Racing Soma Beach (Boeny II)

13:00-Ascoimi Mahanoro (Atsinanana)  # Fc Leopard (Analanjirofo)

15:00-Fca (Alaotra Mangoro) # Ajesaia (Bongolava)

Vondrona C  milalao any Antsirabe

11:00-Rabaza Fc  (Atsimo Atsinanana) # Jet Mada (Itasy I)

13:00-Fc Vakinankaratra Cua (Vaknà) # Fc Olympique Belo/na (Menabe)

15:00-Elgeco Plus (Analamanga)  # Fc Az (Amoron’i Mania)

Vondrona D milalao any Toliara

11:00-Akon’Ambatomena  (Matsiatra Ambony) # As Espoir (Androy)

13:00-Vfm Fc  (V7V) # Fc Manjaka (Ihorombe)

15:00-3Fb Toliara ( Atsimo Andrefana) # Fils d’Elephant (Anosy)

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT