Sport

Mondial 2018 Mpilalaon’i Colombie no nahazo karatra mena voalohany


  • Alarobia 20 Jona 2018

I Carlos Sanchez mpilalaon’i Colombie no nahazo karatra mena voalohany indrindra tamin’ity Mondial 2018 ity ary vao teo amin’ny minitra faha-3 ny lalao nifanandrinany tamin’i Japon no nahazoany izany.

Ny liona Senegaly kosa no ekipa Afrikanina nahazo fandresena volohany any Rosia satria lavony 2-1 i Pologne tamin’io omaly io. Resy fanindroany kosa i Egypte.

 

Vokatr’ireo lalao andro faha-6 omaly talata 19 jona :

Colombie  1 – 2 Japon  (H),  Pologne – Sénégal 1 - 2 (H),  Russie – Egypte 3 - 1  (A)

 

Fandaharan-dalao andro faha-7 anio alarobia 20 jona :

15h00 : Portugal - Maroc, any Loujniki Moscou (B)

18h00 : Uruguay - Arabie Saoudite, any Rostov-sur-le-Don (A)

21h00 : Iran - Espagne, any Kazan (B)

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT