- Alakamisy 26 Jolay 2018
Sport.Fikambanana K2HB Baolina Kitra Tsy ara-dalàna avokoa ireo fifidianana efa vita
Tsy ara-dalàna avokoa, hoy ny K2HB « Komity Hamerina ny Hasin’ny Baolina Kitra Malagasy” tarihan’Atoa Ramasy « Jean-Ignace Randrianirina » nivory tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo teto Antananarivo,
Hamaky ny tohiny