Sport

ASIEF Rugby Analamanga Ny Minsan no nandrombaka ny amboara


  • Alatsinainy 30 Jolay 2018

Namarana ny fifaninanana tao aminy ny sabotsy 28 jolay teo tetsy amin’ny kianja Hjra Ampefiloha ny Asief Rugby Analamanga

 

« Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires » taranja Rugby eto Analamanga tarihan-dRakotoarivelo Jean Noel. Nibata ny amboara tamin’ireo ekipa 6 nandray anjara (Minsan, Prm, Cntmad, Croua, Primature, Justice) ny mpiasam-panjakan’ny Minsan nandavo ny Prm 26-17 teo amin’ny famaranana. Ireo ekipa 6 ireo miaraka amin’ny Cnaps sy Mdn ary ny Tbzf no misolotena an’Analamanga any amin’ny fifaninanam-pirenena hotontosaina any Toamasina ny 26 sept-07 okt 2018  eo amin’ny taranja Rugby à 7.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT