Sport

COSAFA CUP U 17 2018


  • Talata 31 Jolay 2018

Nobatain’ny ekipam-pirenen’i Angola tamin’ny alahady 29 jolay 2018 teo tao amin’ny kianja St François-Xavier ao Port Louis Maurice ny amboaran’ny Cosafa Cup 2018 sokajy U 17.

Resiny tamin’ny isa 1-0 i Afrika Atsimo. Ny filohan’ny Caf, Atoa Ahmad mihitsy no nanolotra ny amboara.

 

 COSAFA CUP WOMEN 2018

Navoakan’ny FMF ny anaran’izy 30 mirahavavy avy amin’ireo ekipa niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina vehivavy 2018 ka hitsongaina an’ireo mpilalao 25 raikitra hiatrika ny  COSAFA CUP WOMEN 2018 hatao any Afrika Atsimo ny 26 aogositra-6 septambra 2018.

 

Telma Coupe de Madagascar

Vokatry ny 1/8-ndalana notanterahina ny zoma 27, sabotsy 28 ary alahady 29 jolay 2018 teo : Elgeco Plus 2 - 1 Tam Port Berge, Uscafoot 1 – 0 Jet Mada, Cnaps Sport 3 – 0 Racing Soma Beach, Va A/zaka (Forfait) –  3 Hzam Amparafaravola, Fosa Junior 2 – 0 Gffa, Tia Kitra Fc 0 – 1 As Adema, Fc Ilakaka 2 – 1 Fc Az, Ajesaia 0 – 1 Cosfa.

 



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT