1

16-ndalan’ny Telma Coupe de Madagascar Ny Elgeco Plus sy Uscafoot no tafita voalohany


  • Sabotsy 28 Jolay 2018

Ny ekipan’Analamanga Elgeco Plus sy Uscafoot no tafita voalohany hiatrika ny 1/4-dalana eo amin’ny fiadiana ny

 

Amboaran’i Madagasikara taranja baolina kitra “Telma Coupe de Madagascar 2018”. Ny Elgeco Plus omaly zoma 27 jolay tetsy Mahamasina nandresy 2-1 ny Tam Port Berger Sofia teo amin’ny 1/16-ndalana ary ny  Uscafoot kosa nandavo ny Jet Mada Itasy 1-0 mbola tetsy amin’ny kianjan'i Mahamasina ihany.
Hitohy  anio sabotsy 28 jolay eny Vontovorona ity fifaninanana ity : Cnaps Sport Itasy # Racing Soma Beach Boeny.
Lalao rahampitso alahady 29 jolay 2018 :
Any Mahajanga : Fosa Juniors Boeny # Cffa Analamanga
Any Ambatomainty : Va ambatondrazaka # Hzam Amparafaravola samy A.Mangoro

Any Toamasina : Tia Kitra Fc Atsinanana # As Adema Analamanaga

Any Fianarantsoa : Fca Ilakaka Ihorombe # Fc Az Amoron'i Mania

Any Tsiroanomandidy : Ajesaia Bongolava # Cosfa Analamanga.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT