Sport

Rugby Tambohobe 15 taona Tfma flesy sy Tam Anosibe no hiatrika ny famaranana


  • Alatsinainy 30 Jolay 2018

Notontosaina tetsy amin’ny kianjan’i Malacam Antanimena omaly alahady 29 jolay ireo lalao rugby à XV ankatoky ny famaranana amin’ny hetsika fankalazana ny faha-15 taonan’ny fikambanana Tambohobe tarihan-Rabenjamina Willy miady amin’ny herisetra.

 

 Tafita hiatrika ny famaranana D-1 elite I hotontosaina ny 2 septambra izao etsy Mahamasina ny Tfma Flesy nandresy ny Matadore A 19-12 sy ny Tam Anosibe nanilika ny Uscar Fivondronana 23-19.  Nandroaka ny omby natolotry ny Tambohobe kosa omaly teo amin’ny D-1 elite 2 ny Espoir Anjanahary sy ny Ftn Nanouah nandresy avy ny Scm Mandialaza 10-5 sy ny XV Volks 12-12 teo amin’ny fampiharana lalàna. Ny vokatra voalohany D-1 elite 2 tetsy Malacam omaly Cea – Fanja 24-21.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT