Sport

Boriborintany Fahatelo Mikarakara Tournoi “foot à 7”- sénior


  • Sabotsy 01 Septambra 2018

Mikarakara fifaninanana lalao baolina kitra lalaovin’olona fito ny avy ao amin’ny Boriborintany fahatelo - Antananarivo tohanan’ny orinasa Airtel.

 Misokatra ho an’ny rehetra tsy mbola manana kara-pilalaovana ho an’ny 2017 sy 2018 ny fifaninanana. Tanjona amin’izao hetsika izao, hoy ny mpikarakaraka, ny hampiraisana sy hisian’ny fifankatiavana ary ny firahalahiana eo amin’ny samy Malagasy. Anio sabotsy 01 septambara 2018 maraina no hatao ny fanokafana ny lalao etsy amin’ny Kianjan’Alarobia. Omby mifahy no loka goavana miandry ny mpandresy amin’ity fifaninanana ity.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT