Sport

Ady totohondry Malagasy Aoka izay ny fanakorontanana, hoy ireo ligim-paritra


  • Alatsinainy 17 Septambra 2018

Tsy anjaran’ny filohan’ny federasion’ny ady totohondry Malagasy am-perinasa, Rabarisosa Herimamy, hoy ireo filohana ligim-paritry ny ady totohondry eto

 

 

amintsika nosoloin’Atoa Randriamanalison Jean Louis filohan’ny ligy eto Analamanga ary mpitondra tenin’izy ireo no manesotra amin’ny toerany ny filoha lefitra Gégé Bosco izay nahavita be teo amin’ny fitantanana an’ity taranja ity fa izahay ligy amin’ny AG ihany no afaka manapa-kevitra amin’izany raha ilaina. Tokony hieritreritra sy handini-tena fatratra ity filoha am-perinasan’ny Fmb ity, hoy izy ireo, fa tsy tokony hamboly korontana eo amin’ity taranja ity lava izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT