Sport

Kitra vehivavy-COSAFA Cup 2018 Hifandona amin’i Malawi i Madagasikara anio


  • Zoma 14 Septambra 2018

Hiditra amin’ny andro faharoa ny fifanintsanam-bondrona amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika Atsinanana amin’ny baolina kitra sokajy vehivavy na COSAFA Cup 2018 (vehivavy), izay tanterahina ao Afrika Atsimo.

 

 Ho an’ny Vondrona A misy an’i Afrika Atsimo, Botswana, Madagasikara ary Malawi dia hihaona i Malawi sy i Madagasikara anio. Tamin’ny lalao voalohany natrehiny dia resy an’isa 2 no ho 1 nanoloana an’i Afrika Atsimo ny Barea. Voafidy ho mpilalao nisongadina nandritra ny lalao na izany aza ny mpiandry haraton’ny Barea, Andrianandrasana Verosantatra Diana. Miisa 12 ny ekipam-pirenena mifaninana amin’ity COSAFA Cup 2018 ity handimby toerana an’i Afrika Atsimo tompondaka farany. Mitsinjara amina vondrona telo izy ireo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT