Sport

Fifidianana ho filohan’ny FMF ny 27 oktobra 2018 I « Hery Be » no nandrotsaka antontan-taratasy voalohany


  • Zoma 28 Septambra 2018

Na dia teo amin’ny sehatry ny fifaninana rallye aza no tena nahafantaran’ny maro azy dia efa nilona ela tao anatin'ny tontolon'ny baolina kitra Malagasy nandritry ny taona maro i Hery Be

 “Rasoamaromaka Hery” ka tapa-kevitra ny hanao dingana ambonimbony kokoa eo amin’ity taranja ity ny tenany ary manana finiavana amin’izany tokoa satria izy no kandida voalohany nametraka ny antonta-taratasy filatsahan-kofidiana ho Filohan'ny FMF teny Isoraka tamin’ny  alarobia 26 septambra teo. Fanambiny ny hanarina sy hampisondrotra ny avo lentan'ny Kitra malagasy ary hanohy manerana an'i Madagasikara ny fanamboarana kianja sentetika izay efa natombony teny Talatamaty sy Andohalo rehefa lany ho Filohan'ny Federasiôna izy.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT