Sport

Ampahefa-dalan’ny basket U 16 any Farafangana Hafana ny lalaon’ny Dtsc sy Mb2All zatovolahy anio


  • Zoma 28 Septambra 2018

Miditra amin’ny lalao 1/4-dalana anio zoma 28 septambra ny fifaninanana basket fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018

 

 

sokajy zatovolahy sy zatovovavy izay hotontosaina ao amin’ny kianja Ceg Fenoarivo sy kianja monisipalin’i Farafangana. Anisan’ny hafana dia hafana amin’izany ny  fihaonan’ny Dtsc Analamanga sy ny Mb2All Analamanga.

Vokatry  ny 1/8-ndalana omaly alakamisy :

MFB BBCM Menabe # ABBCM Alaotra Mangoro (72-46): FANDRASA Haute Matsiatra # BCF Amoron'i Mania (73-53) ; MB2ALL Analamanga # ASBM V7V (85-52) ; TMV Atsimo Atsinanana # BAS Bongolava (48-54) ; DTSC Analamanga # BCV Atsimo Atsinanana (67-47) ; FFPRO BCTM Vakinankaratra # MEGA Atsinanana (70-45) ; FFA Vakinankaratra # ESF RIVEN'S Analanjirofo (54-61).

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT