Sport

Manasa-dalan’ny « Telma Coupe de Madagascar » Etsy Mahamasina no fotoana amin’ny alahady izao


  • Talata 25 Septambra 2018

Taorian’ny andro faran’ny lalao poule des As notanterahina teny Vontovorona tamin’ny alahady 23 septambra lasa teo izay niteraka resabe

 

 

eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy ankehitriny dia efa mirona any amin’ny 1/2-dalan’ny Telma Coupe de Madgasikara izay ho tontosaina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’ny alahady 30 septambra 2018  ho avy izao ka amin’ny 12 :30 : AS ADEMA Analamanga hihaona amin’ny USCAFOOT Analamanga ary amin’ny 14 :30 kosa : CNAPS SPORT Itasy hifanandrina amin’ny  ELGECO PLUS Analamanga. Mety hanao pao-droa indray ve ny Cnaps Sport sa hanana ny ambara ireo ekipa 3 avy eto Analamanga ? Eo Mahamasina isika mahita izy, hoy ny hiran’ilay mpanakanto malaza eto amintsika izay.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT