Sport

Fihaonan’i Madagasikara sy Sénégal nisy faty olona Nosazian’ny CAF handoa lamandy 10 000 dolara ny FMF


  • Sabotsy 29 Septambra 2018

Nosazian'ny Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra na ny CAF handoa lamandy 10 000 dolara ny Federasionina Malagasin’ny Baolina kitra na ny

 

FMF noho ilay sakoroka nahafatesana olona nandritra ny fifanandrinan'ny Barean’i Madagasikara sy i Senegal ny 9 septembra teo. Noraran’ny CAF tsy afaka hampilalao ny Barea eo Mahamasina ao anatin’ny 3 volana sy ao anatin’ny lalao iraisam-pirenena 3 hataon’ny ekipam-pirenena ihany koa ny FMF. Ny fanomezan-dàlana avy amin’ny CAF ihany no hahafan’ny FMF mampilalao ny ekipam-pirenena eo aorian’ny fanamarinana sy antoka momba ny filaminana. Hatreto izany dia tombanana ho eny Vontovorona na any Mahanjanga ny lalao hifanandrinana amin'i Guinée Équatoriale ny 16 oktobra aorian’ny lalao mandroso hatao any Malabo ny 13 oktobra.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT