Sport

Telma Coupe de Madagascar Tsy vita hatramin’ny farany ny lalaon’ny CNaPS Sport sy ny ELGECO Plus


  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018

Ny AS Adema hatreto no efa fantatra fa hiatrika ny lalao famaranana amin’ny Telma Coupe de Madagascar rehefa nandresy ny USCA Foot tamin’ny 2 no 1 taorian’ny fanalavam-potoana omaly tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina.

 

 

 

 

 Nisaraka ady sahala 1-1 kosa ny Elgeco Plus sy ny CNaPS Sport ary tsy notanterahana ny tirs au but mba hamantarana izay ekipa mandresy satria efa maizina ny andro. Mbola miandry ny fanapahan-kevitry ny federasiona Malagasin’ny Baolina kitra (FMF) izany ity lalao iray ity satria tsy mbola nisy mpandresy mazava. Andrasana amin’ity herinandro ity io fanapahan-kevitra io, hoe averina manontolo ve ny lalao sa inona no atao ? Ny iray amin’ny Elgeco Plus sy ny CNaPS moa izany no hiatrika ny lalao famaranana amin’ny AS Adema.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT