Sport

Basket Alley Hoop RDJ Fantatra ireo hisolotena ny Boriborintany 1 sy 3 ary 4


  • Alatsinainy 08 Oktobra 2018

Fantatra avokoa ihany koa ireo ekipa 9 avy ao amin’ny Boriborintany 1 sy faha-3 ary faha-4 hiatrika ny dingana famaranan’ny fifaninanana basikety Alley Hoop fanamarihan’ny ny faha-15 taonan’ny RDJ “Radio Des

 

 

 

Jeunes 96.6 Fm” ny faha-13 sy faha-14 oktobra izao di any Bcm Ambodinisotry sy Abb Anatihazo ary ny   hoan’ny Boriborintany 1. Ny Team Way Atsimondrano sy Soldat Makafoka Antanimena ary ny Team Génie Besarety kosa hoan’ny Boriborintany faha-3 ary ny Ecbba Atsimondrano sy ny Viking Mahamasina sary ny Maghreb Atsimondrano ihany koa hoan’ny Boriborintany faha-4.

Vokatry ny famaranana tamin’ireo Boriborintany 3 ireo omaly :

Teny 67 ha : Bcm 70 – 63 Abb

Teny Esca Antanimena : Team Way 39 – 37 Solda Makafoka

Teny Antanimbarinandriana : Ecbba 78 – 61 Viking

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT