Sport

Asief Rugby 2018 Ny ekipan’ny « Fonction Publique » no nahery


  • Alakamisy 04 Oktobra 2018

Nifarana ny talata 2 oktobra teo ny fifaninanana Rugby Asief notontosaina any amin’ny kianja Crjs Toamasina. Ekipa 6 avy amin’ny minisiteran’ny fahasalamana, Prm, Primature, Fop,

 

 

 

Croua ary ny ekipan’i Toamasina no nandray anjara tamin’ireo lalao 15 natrehana nanomboka tamin’ny alahady 30 septambra teo. Nahery tamin’ny ankapobeny ny ekipan’ny FOP, faha-2 : ny SANTE, faha-3 :TOAMASINA, faha-4 : PRM, faha-5 : CROUA ary faha-6 ny PRIMATURE. Handrasana ny valin’ny fitarainana nataon’ny SANTE. Marihana fa amin’ny sabotsy 6 oktobra izao any amin’ny Cité Canada miaraka amin’ny tompondakan’ireo taranja 12 hafa no hanolorana  ny amboara ho an’ny tompondakan’ny rugby à 7 Asief 2018.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT