Sport

Championnats nationaux du Sport Scolaire 2018 Nahazoam-bokatra ny taranja Atletisma


  • Zoma 05 Oktobra 2018

Ny fifaninanana teo amin’ny taranja atletisma no efa tontosa hatramin’ny farany eo amin’ny fiatrehana ny Championnat Scolaire andiany faha-2 tontosaina any Toliara Atsimo Andrefana ankehitriny.

Saika nifampizaran’ny  Faritra 22 manerana ny nosy ny fahazoana medaly tamin’izany fa nisongadina kosa teo amin’ny fahazoana medaly volamena niisa 3 ny zatovon’Atsimo Andrefana arahin’ny zatovon’Alaotra Mangoro nahazo medaly volamena 2.

Ireo nahazo medaly volamena tamin’ny atletisma :

Fanipazana fonjamby zazalahy

-Randrianaivo Arinala (Alaotra Mangoro) 11.44

Fanipazana fonjamby zazavavy

-Rafaratianjanahary Mamitiana (Vakinanankaratra) 9.89

Fanipazana lefona zazalahy

-Nahandrisoa Gentelin (Analamanga) 48.18

Fanipazana lefona zazavavy

-Nathalie (Ihorombe) 30.73

Viki-miakatra zazavavy

-Niverencia Volatombo (DIANA) 1.42

Viki-miakatra zazalahy

-Randriamalala Richard (Anosy) 1.72

Hazakazaka 400 m zazalahy

-Nirison Maldini (Atsimo Andrefana) 53.03

Hazakazaka 400 m zazavavy

-Tsekensasoa Blandine (Melaky) 1.07.25

Hazakazaka 200 m zazalahy

-Randrianasolo Gaétan Alphonse (V7V) 23.85

Hazakazaka 200 m zazavavy

-Betongy Richine (Diana) 27.75

Hazakazaka 100 m zazalahy

-Samizoky Clovis Ulrich (Atsinanana) 11.17

Hazakazaka 100 m zazavavy

-Diamondra Andrio Garen (Matsiatra Ambony) 13.23

Vikin-dava zazalahy

-Wilson Jean Jacques (Atsimo Andrefana) 6.52

Vikin-dava zazavavy

-Razafimalala Ima (Alaotra Mangoro) 4.79

Hazakazaka mifampitohy Medley

-Atsimo Andrefana 2.39.25

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT