Volley-Ball Asief Nasionaly Hiatrika ny 1

2-dalana anio ny Trésor sy Mdn ary ny Pzbt sy Men


  • Zoma 05 Oktobra 2018

Taorian’ireo lalao 1/4-dalan’ny taranja Volley-Ball tontosa omaly alakamisy 4 oktobra 2018 tao amin’ny kianja mitafon’ny CRJS

Toamasina dia fantatra fa ny ekipan’ny Trésor sy Mdn ary ny Pzbt sy Men no tafakatra hiatrika ny lalalo manasa-dalana anio zoma 5 oktobra 2018. Marihina fa ekipa nahatratra 14 no niatrika an’ity fifaninanana nasionalin’ny taranja Volley-Ball Asief  ity any Toamasina.

Vokatry ny 1/4-dalana :

TRESOR # PRM seta 3-1

MDN # AM / GN seta 3-0;

 Pbzt # Justice seta 3-2

 MEN #  Sénat seta 3-1

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT