• Zoma 28 Septambra 2018
Sport.Rajaonson Eric Maro ireo kandida niantso sy niresaka taminy

Na dia tsy nandrotsaka ny antontan-taratasy firotsahan-ko fidiana ho kandida filoham-pirenena Malagasy amin’ity taona 2018 ity araka ny nambaran’ny tamin’ny volana jolay 2018 teo aza Atoa Rajaonson Eric mpanorina ny Hetsika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Sport.Fifidianana ho filohan’ny FMF ny 27 oktobra 2018 I « Hery Be » no nandrotsaka antontan-taratasy voalohany

Na dia teo amin’ny sehatry ny fifaninana rallye aza no tena nahafantaran’ny maro azy dia efa nilona ela tao anatin'ny tontolon'ny baolina kitra Malagasy nandritry ny taona maro i Hery Be

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Sport.Basket « Tournoi à 5 Inter-Arrondissement » Raikitra ny Alley Hoop 2k18 sokajy U 23 lehilahy

Hotontosaina manerana an’ireo boriborintany 6 eto an-drenivohitra ny fifaninanana basket 5x5 Alley Hoop sokajy U 23 lehilahy karakarain’ny RDJ “Radio Des Jeunes 96.6 Fm” ao anatin’ny fanamarihana ny faha-15 taona niorenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.Manasa-dalan’ny « Telma Coupe de Madagascar » Etsy Mahamasina no fotoana amin’ny alahady izao

Taorian’ny andro faran’ny lalao poule des As notanterahina teny Vontovorona tamin’ny alahady 23 septambra lasa teo izay niteraka resabe

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.Basket Vehivavy -U 16 any Farafangana Mitarika ny Cospn 2 Atsinanana sy Mb2All Analamanga

Mitarika an’isa ny vehivavin’ny Cospn 2 Atsinanana ao amin’ny vondrona A sy ny Mb2All Analamanga ao amin’ny vondrona B taorianan’ireo andro roa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy tany Itasy Lasan’ny kaominina Betanimena Ambohikinga ny amboara

Tao amin’ny kianjan’ny Oniversite Faliarivo, Distrikan’ny Soavinandriana Faritra Itasy, no notanterahana ny lalao famaranana baolina kitra vehivavy Fisandratana ny alahady 23 septambra 2018 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT