• Alarobia 17 Oktobra 2018
Sport.Baolina kitra Malagasy Nanoratra ny tantara ny BAREA

Ela ny ela ka tafita hiatrika ny lalao CAN ihany ny ekipam-pirenena Malagasin’ny taranja baolina kitra “Barean’i Madagasikara”, izay mendrika azy ireo tokoa araka ny efa notaterina teto amin’ny gazety Tia Tanindrazana ny alatsinainy 15 oktobra lasa teo noho ny ezaka goavana azo tsapain-tanana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Sport.Madagasikara tafita ho any Cameroun

Nilaza ny heviny i Dupuis mpanazatra sy Ima kapiteny ary i Gothlieb Hevitry ny olona 3 teny Vontovorona ihany no atolotra anao amin’izao fahatafitan’ny Barea hiatrika ny CAN andiany faha-32 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Sport.Karate Analamanga Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra

Nanjakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra izay nahazo medaly volamena 10 tamin’ny ankapobeny ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’Antananarivo Renivohitra, notontosaina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny alahady 14 oktobra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Sport.Barea an’i Madagasikara Mendrika hiatrika ny CAN 2019

Lavon’ny Barean’i Madagasikara 1-0 ny Nzalang Nacional Guinée Equatoriale tamin’ny sabotsy 13 oktobra teo tany amin’ny kianja Nkoantoma any Bata Guiné Equatoriale teo amin’ny andro faha-3

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2018
Sport.Basikety nasionaly sokay U 18 taona 2018 Ny Dtsc Analamanga lahy sy Mb2All vavy no tompondaka

Nifarana omaly alahady 14 oktobra 2018 tany amin’ny kianja Bika Tsiroanomandidy ny lalao basikety niadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy U 18.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Oktobra 2018
Sport.Fifanintsanana CAN 2019 Vonona handavo ny Nzalang Nacional ny Barea anio

Vonona tanteraka ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara “au complet” hiatrika sy handavo ny ekipam-pirenena Gineana « Nzalang Nacional » ao

Hamaky ny tohiny
FTT