Sport

Afrobasket 3x3 Lomé Togo 2018 Côte d’Ivoire lehilahy sy Mali vehivavy no tompondaka


  • Alatsinainy 12 Novambra 2018

Nikatona omaly alahady 11 novambra tany amin’ny kianja Omnisport Eyadema any Lomé Togo ny Afrobasket 2018. Voailik’i Rdc 16- 9 teo amin’ny lalao 1/4-

 

 

 

dalana tamin’io andro io ihany ny ekipam-pirenen’i Madagasikara lehilahy notarihan’i Livio araka ny vokatra : Ouganda 9 – 8 Mali, Rdc 16 – 9 Madagascar, Côte d’Ivoire 17 – 16 Togo, Nigeria 20 – 16 Egypte.

I Côte d’Ivoire no voahosotra ho tompondakan’i Afrika basket 3x3 notontosaina tany Lomé Togo rehefa nandresy an’i Ouganda  omaly alahady 11 novambra. I Nigeria no nitana ny laharana faha-3 raha nandresy an’i Rdc 21 – 19 teo amin’ny lalao fiadian-toerana.

Teo amin’ny vehivavy kosa dia i Mali nandresy an’i Rdc 19 – 13 teo amin’ny famaranana no voahosotra ho tompndaka ary Togo nandresy an’i Nigeria 19-17 no nitana ny laharana faha-3.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT