Sport

Beach Rugby Malagasy Raikitra ny andiany faha-2


  • Talata 13 Novambra 2018

Taorian’ny fahombiazan’ny nanatontosan’ny Analamanga Rugby tarihan’i Andry La Pie Ravelojaona sy ny fikambanana Madagasikara Tafaray tarihan’i Mbola Rajaonah niaraka ny andiany voalohany tany

 

 

Toamasina ny 30 septambra – 7 oktobra  2018 lasa teo, ny hetsika beach rugby andiany voalohany nampitondraina ny anarana hoe : “Festival Tamaga Midôla”, dia fantatra izao fa  hotanterahina any Morondava amin’ny alalan’ny hetsika : “Tournoi Allée de Baobab” hotontosaina ny 22-25 novambra 2018 izao ny andiany faha-2 amin’io Beach rugby Malagasy io. Ekipa 4 no fantatra fa hiatrika an’ity andiany faha-2 ity dia ny Tam Anosibe nandrombaka ny andiany voalohany tany Toamasina, ny Uasc, Tfma ary ny XV Family.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT