- Alakamisy 11 Oktobra 2018
Sport.Andro Iraisam-pirenena ho an’ny ankizivavy Anio no hanokafana ny lalao baolina kitra vehivavy sokajy U 16
Homarihana ao anatin’ny fanohanan’ny Unicef ny Baolina kitra vehivavy sokajy U 16 karakarain’ny FMF eny amin’ny kianjan’i Carion ny 12-20 oktobra 2018 izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizy vavy izay hankalazaina isaky ny 8 oktobra isan-taona. Anio alakamisy 11 oktobra tolakandro eny amin’ny kianja
Hamaky ny tohiny