Sport

Tifi-davitra Basket 3 x 3 tany Togo Teratany Maliana sy Ougandey ary Ejipsiana no nisongadina


  • Alarobia 14 Novambra 2018

I Mali sy Rdc ary Togo sokajy vehivavy no nitana ny laharana 3 voalohany teo ami’ny fifaninanana Afrobasket 3x3 2018 natao tany Lomé Togo izay nifarana ny alahady 11 novambra teo.

 

 

 I Côte d’Ivoire sy Ouganda ary Nizeria kosa teo amin’ny sokajy lehilahy. Nisongadina tamin’ny fifaninanana tifi-davitra kosa tamin’ity hetsika ity  i  N’Faly Kanoute avy  any Mali nibata ny medaly volamena sy Sarah Ageno avy any Ouganda nibata ny medaly volafotsy ary Rana Abdelfattah avy any Ejipta nibata ny medaly alimo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT