Sport

Rugby etsy amin’ny kianja Malacam Hangotraka ny lalao ala vela hifanandrinan’ny Cheminots sy Matadorea


  • Zoma 16 Novambra 2018

Hangotraka indray ny lalao rugby karakarain’ny Association Fifankatiavana ary eo ambany fiahian’Analamanga rugby, hotontosaina etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena, amin’ny alahady 18 novambra ho avy izao.

 

 Tena handrasan’ny mpitia rugby fatratra kosa anefa ny lalao alavela hifanandrinan’ny Uascheminots Beseroka sy ny Matadorea Anosipatrana izay anisan’ny hiadian’ny roa tonta omby mifahy amin’io andro io.

FANDAHARAN-DALAO :

Ankatoky ny famaranana D-1

7:30-Rcac Andranomanalina # XV Banane Andohatapenaka

Famaranana ady omby D-1

9:00-Bcm Mahazo # Rcam Antanimena

10:30-XV Sega Manarintsoa # Tfa Anatihazo

12:00-Cpi Isotry # Espoir Tsiadana

13:30-3Fai Ambalavao Isotry # Rosa Club Antohomadinika

Famaranana Champion’s League Ala Vela

15:00-Uasc Cheminots # Matadorea Anosipatrana

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT