Sport

Jeremy Morel Sambany hilalao eto Madagasikara


  • Zoma 16 Novambra 2018

I Jeremy Morel mpiandry vodilaharan’ny ekipan’ny Olypique Lyonnais sokajy D-1 any Frantsa ary mpilalao fahiny tao amin’ny ekipan’i Lorient sy ny Olympique de Marseille,

 

 samy any Frantsa daholo, no mpilalaon’i Barea sambany vao  voaantso sy hilalao eto Madagasikara amin’izao hiatrehan’ity ekipam-pirenena Malagasy ity an’i Soudan eny amin’ny kianja sentetikan’i Vontovorona amin’ny alahady 18 novambra 2018 izao. 34 taona ny lehilahy, mirefy 1m72, milanja 71 kg.  Izy raha ny tombantomban’ny maro no hitana ny toerana  notazomin’i Jérome Nombris tamin’ny lalao nifanandrinan’ny Barea tamin’i Sénégal sy Guinée Equatoriale farany teo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT