Sport

Basket vehivavy Tompondakan’i Afrika Andro faha-3 sahady anio alatsinainy


  • Alatsinainy 19 Novambra 2018

Niondrika tamin’ny isa 40 - 74 nanoloana ny ekipan’ny First Bank avy any Nigeria ny ekipa zazavavy MB2ALL tamin’ny sabotsy 17 novambra 2018 teo,

 

 

andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ireo ekipa tompondaka tontosaina any Maputo Mozambika ankehitriny ao amin’ny vondrona B misy azy ary mbola resin’ny Cnss Repoblika Demokratikan’i Congo 54-37 indray teo amin’ny andro faha-2 omaly alahady 18 novambra.

Miditra amin’ny andro faha-3 sahady ity fifaninanana ity anio alatsinainy 19 novambra 2018 ny any Maputo Mozambique anio (ora  malagasy) :

12:15-Lakers (Zim) # First Bank (Ngr)

14:30-Equity Bank (Ken) #  F.a.p (Cmr)

16:45-C.n.s.s (Cod) # L.p.a (Ken)

19:00-V-Club (Cod) # Cf.m (Moz)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT