Sport

Hand-ball CCOI 2018 Afa-bela tamin’ny Cosfa ny As St Michel


  • Alakamisy 29 Novambra 2018

Afa-bela tamin’ny ekipan’ny Cosfa ny As St Michel teo amin’ny fifanandrinan’izy ireo tao amin’ny fifaninanana CCOI Hand-ball omaly alarobia 28 novambra 2018 tamin’ny andro faha-5 amin’ity fifaninanana ity.

 

 

 Raha 20-19 no nandresen’ny Cosfa ny St Michel tamin’ny famaranana nasionaly nifanandrinan’izy ireo dia 21-19 no valin’ady tontosan’ny As St Michel omaly.

Vokatra andro faha-5 rehetra :

Thbc – Pc Boueni 20-15 (F) ; Tamponnaise - Cap Sister  32-05 (F)  ; As Tsiky - Jsb 33-21 (M) ; Tsingoni - Durantha 33-23 (M) ; Château Morange – Vacoas 32-19 (M)  ;  As St Michel - Cosfa 21-19 (M).

 

Ntsoavina Evariste

-

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT