Sport

Badminton Sokajy Sénior Fantatra ireo tompondakan’i Madagasikara 2018


  • Talata 11 Desambra 2018

Fantatra tamin’ny fifaninanana nasionaly notontosaina tetsy amin’ny « Petite Salle » ao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny sabotsy 8 sy alahady 9 desambra 2018 teo ireo

 

 

 

tompondakan’i Madagasikara 2018 taranja Badminton sokajy Sénior (serie A, B, C) ary sokajy vétéran. Mpilalao 69 lahy sy vavy avy amin’ny klioba 7 avy eto  Analamanga sy avy amin’ny ligin’ny Badminton Atsinanana sy Vakinankaratra 1 avy no nandray anjara tamin’ny fifaninanana ka nitsirihana indrindra an’ireo mpilalao hisolotena antsika Malagasy eo amin’ity taranja ity hiatrika ny Lalaon’ny nosy 2019, hoy ny filohan’ny federasiona Jean Aimé Ravaloson
Ireo tompondaka senior 2018 rehetra  :

LEHILAHY
Série A : Haja Marc Vonjinirina Alberto (Baobad)
Série B : Randrianantenaina Sitraka (Baobad)
Série C : Ramanjakanoro Mialy (LSMI Itaosy)
Vétéran : Rakotomalala Zo Gianni (ABC Antsirabe)
VEHIVAVY :
Série A : Razanamaly Soaniaina (SCI Itaosy)
Série B : Ramanandraisoa Sahondra (Baobad)
Série C : Razafinimanana Miangola (LSMI Itaosy)

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT