Sport

Lalao Afrikanina 2018 Anio alina ny lalaon’ny Kaizer Chief sy ny Elgeco Plus


  • Sabotsy 15 Desambra 2018

Hotanterahina anio sabotsy 15 desambra 2018 manomboka amin’ny 21:15 ora Malagasy ,

 

  any Sweto Afrika Atsimo, ny lalao mandroso amin’ny fiadiana ny amboaran’ny CAF 2018/2019 lalao 1/32-ndalana ka hifanandrinan’ny Kaizer Chief Afrika Atsimo sy ny Elgeco Plus Madagasikara. Efa tonga any an-toerana hatramin’ny omaly zoma maraina ny ekipa Malagasy. Amin’ny 22 desambra 2018 izao kosa etsy Mahamasina ny lalao miverina no hatao. Tsara ny manamarika fa misy teratany Malagasy iray ao amin’ny Kaizer Chief dia i Arohasina Andriamirado na Dax, izay mpilalaon’ny Fosa Juniors Mahajanga teo aloha.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT