Baolina kitra Ligue 1 Analamanga Fantatra ireo hiatrika ny 1

2-dalana


  • Alatsinainy 11 Febroary 2019

Taorian’ny 1/8-ndalana notontosaina tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina tamin’ny sabotsy 09 sy omaly alahady 10 febroary 2019 ka nahazoana ny vokatra :

 

 

  Mama Fc 1 -  0 Cf Tfc  ;  Cosfa 2 – 0 Cnaps Tanà  ;  Uscafoot 1 – 0 Fosa Jr  Tanà  ;  As Adema 1 – 0 Elgeco Plus, dia fantatra avokoa ireo ekipa hiatrika ny lalao manasa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligue 1 Analamanga taranja baolina kitra izay ho tontosaina amin’ny sabotsy 16 febroary 2019 izao etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina hatrany : Mama Fc # As Adema ary Cosfa # Uscafoot.

 

Ntsoavina Evariste

)

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT