Sport

Tompondakan’ny Ligue 1 Analamanga Vonona handrombaka izany ny Uscafoot


  • Sabotsy 16 Febroary 2019

Hotanterahina rahampitso alahady 17 febroary 2019 etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny ankatoky ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’ny baolina kitra eto Analamanga sokajy ligue 1.



12:00 ; As Adema # Mama F ary amin’ny14:00-Uscafoot # Cosfa. Araka ny nambaran’ny iray amin’ireo mpitantana ny klioban’ny Uscafoot, Andriamisa Ramihone Patrick, dia vonona tanteraka ity klioban’ny CUA ity hiatrika ny ekipan’ny Cosfa eo amin’izany lalao manasa-dalana izany satria efa fantantr’izy ireo tsara ity ekipa hifanandrina aminy ity fa efa resiny in-2 sy naharesy azy in-1 ary nanao ady sahala in-1 taminy nandritra ny fihaonan’ny roa tonta tany aloha tany. Nanambara ihany koa ity mpitantana ity fa haverin’ny Uscafoot halaina toy ny tamin’ny taona 2015 indray ny
amboaran’Analamanga ligue 1 amin’ity 2019 ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT