Sport

Atletisma Malagasy Ho fety be any Antsirabe amin’ny Semi-Marathon


  • Talata 19 Febroary 2019

Ho fety be tokoa any amin’ny tanànan’Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra amin’ny sabotsy 09 martsa 2019 ho avy izao, hoy ny filohan’ny Federasion’ny taranja fototra Atletisma Malagasy Rtoa Norolalao Andriamahazo,

  amin’ny hanatanterahan’ny FMA “Federasiona Malagasin’ny Atletisma” tarihako ny fifaninanana Semi-Marathon 2019   hotanterahina any an-toerana ka  hiantsoana amin’izay liana  rehetra manerana ny nosy na manana na  tsy manana  “licence”. Anisan’ny goavana amin’ity fihazakazahana ny 21.097 km ity, hoy izy, dia avy amin’izy io no hifantenana an’izay ho  solontena Malagasy hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 hotontosaina atsy amin’ny nosy Maorisy.

 

Nsoavina Evariste                                

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT