Sport

Famaranana baolina kitra Matsiatra Ambony Hiezaka tsy hamotsotra ny amboara ny Zanakala Fc


  • Zoma 22 Febroary 2019

Hangotraka ny ao amin’ny kianja maoderina ao Ampasambazaha Fianarantsoa amin’ny alahady 24 febroary ho avy izao,

 fotoana hanatanterahana ny lalao famaranana baolina kitra sokajy D-1 2019 any amin’ny ligin’i Matsiatra Ambony. Hiezaka ny tsy hamotsotra ny amboara eo am-pelatanany tamin’ny taon-dasa mantsy ny Zanakala Fc manoloana ny Fc Lam

FANDAHARAN-DALAO ALAHADY 24 FEBROARY 2019

Fiadiana laharana faha-3

10 :30-Relais Sport # Fomela Club

Lalao famaranana

14:30-Fc Lam # Zanakala Fc

Hisy ihany koa ny “Zumba” hiarahana amin’ny Coach Lita sy “Ambiance Live” hiarahana amin’ny Mem’s Akademia eo anelanelan’ireo lalao roa ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT