Sport

Baolina Kitra CAN 2019 Mihetsiketsika i Tinoka Robeto sy Nicolas Dupuis


  • Zoma 22 Febroary 2019

Fantatra fa amin’ny 2 martsa 2019 ho avy izao no hihaona sy hifampidinika amin’ny « Comité de normalisation du foot-ball Malagasy »

 

 

 

 etsy Isoraka Antananarivo Atoa Nicolas Dupuis mpanazatra ny ekipan’ny Barean’i Madagasikara am-perinasa mikasika ny momba ny tenany manokana sy ny fanomanan’ny Barea tarihany ny fiatrehana ny CAN 2019. Efa nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra tamin’ny 20 febroary 2019 teo teny Iavoloha kosa etsy an-kilan’izay ny fampitam-baovao am-bava ny dinik’asa hifanaovan’ny minisitry ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy, Tinoka Roberto sy ny filohan’ny CAF, Ahmad, any Le Caire Egypte ny 27 febroary 2019 izao mikasika ny fandraisana anjaran’i Madagasikara amin’io CAN 2019 io.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT