Sport

Ligin’ny baolina kitra Amoron’i Mania Tompondaka ny Jofama Fc


  • Alakamisy 21 Febroary 2019

Tontosa tamin’ny alahady 17 febroary 2019 tao amin’ny kianjan’Akorombe Ambositra, nasian’ny ligy fanamboarana goavana, ny lalao famaranana ny fiadiana ny tompondakan'ny ligy Amoron'i Mania eo amin’ny taranja baolina kitra.

 

 

 Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny Jofama Fc nandresy 2-1 ny  Fc Bemaha Soavina. Ireto ekipa 2 ireto no hisolotena ny Faritra amin’ny fiatrehana  ny “THB Champion's league 2019”. Tsiahivina fa ekipa 8 nozaraina ho vondrona 2 no nandray anjara tamin’ny fifaninanana ka ireo ekipa 2 nanao famaranana ireo no tafavoaka voalohany isam-bondrona. Nisy ireo lalao voatery notanterahina andavanandro fiasana.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT