- Alarobia 20 Martsa 2019
Basikety Ligin’Analamanga Raikitra ny Fiadiana ny ho tompondaka rejionaly N1B L.V sy U20L
Ho tontosaina amin’ny sabotsy 23 sy alahady 24 martsa 2019 ho avy izao, eny amin’ny kianja Fifakri Ilafy sy eny amin’ny kianja Arocaria Ilafy samy eny Avaradrano, ny fifanintsanana basikety fiadiana ny ho tompondaka rejionalin’Analamanga sokajy N 1B lahy sy vavy ary U 20 lehilahy.
Hamaky ny tohiny